Kabary Famangiana Manjo Emy Team 17 h 17 Mpamangy: Akory avy izato ianareo, tompoko. Vangiana: Indreto eto ihany izahay, tompoko. Mpamangy: Avy mamangy amin’ny fahoriana, tom... Read More
Ny hevitr'ireo Ray aman-dreny manoloana ny resaka "firaisana ara-nofo sy ny tanora" Alpha world 04 h 12 Manomboka sahirana ny Ray aman-dreny sy ny mpanabe amin'ny firesahana momba ny firaisana ara-nofo na ny fananahana amin'ny ankizy. ... Read More
Le « SAVATSE » - La circoncision dans le Sud-Ouest de Madagascar Alpha world 23 h 56 La circoncision , en Malgache : « FAMORANA » ou « DIDIM-POITRA » , est fait partie des traditions culturelles existantes ... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana samihafa tokony ho hay ao amin’ny kilasy famaranana Alpha world 03 h 29 “Hazo tokana tsy mba ala” “Ny olombelona fandrin-drano, tsy misy avo sy iva” “Ny tsihy no fola-mandefitra fa ny olombelona tsy fola-man... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny marina, ny rariny, ary ny hitsiny Alpha world 03 h 26 Ny marina “Ny marina tsy mba maty” “Fisaka ny fo, malama ny marina” “Ny marina toy ny afo, raha kobosina mandoro” “Teny zato, kabar... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny Aina sy ny Fanahy Alpha world 03 h 21Ny Aina “Lahy tokana ny Aina” “Tehin-kiho am-piakarana, tsy haingo fa tohan’aina” “Mamy ny aina” “Tsy tsinay tsy mba vatsy, ny kibo ... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny lahatra, tendry, anjara, ary vintana Alpha world 03 h 05 Ny anjara sy ny vintana “Misao-bady tanora ka manome zara ho an’ny sasany” “Bingo manao matso ka misalovana ny anjaran’ny sasany” “Ma... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny Tsiny sy ny Tody Alpha world 02 h 56 “Raha todim-paty aza manody fa ny todim-pitia manodiava” “Todin-karena harena, todim-pitia fitia, todin’aina aina” “Ny tsiny mbola azo... Read More
Ohabolana sy Oha-pitenenana mikasika ny Rariny Alpha world 20 h 50 Ohabolana: « Fisaka ny rariny ka saro-tadiavina » “Ny rariny tsy enti-mandafitra” “Ny fo tezitra tsy ananan-drariny” “Ny heloka ... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny Hitsiny Alpha world 20 h 41 - Ratrema WILLIAME, riba sy lohahevitra, tak 75: “ Ny mpitondra fanjakana no mamaritra amin’ny alalan’ny didy aman-dalàna (….) ny atao... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny Marina Alpha world 20 h 20 Ohabolana mikasika ny Marina « Ny marina tsy mba maty » “Ny olona no miady ny marina no aolaka” “Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo... Read More
Kabary momba ny fanambadiana Alpha world 06 h 20 Teny fampidirana ataon’ny Mpangata-bady Tompokolahy sy Tompokovavy Ny tonga tsy miarahaba hono, naman’ny tezitra. Ny arabaina tsy m... Read More
Kabary fisaorana sy famaranan’ny mpangataka Alpha world 06 h 14 Tompokolahy sy tompokvavy! Raha tsy miteny toa sosotra Raha tsy mamaly toa tezitra Atao ahoana tokoa mao ny hangina manoloana iza... Read More
Kabary fisaorana sy famaranan’ny mpamoaka Alpha world 06 h 03 Tompokolahy sy tompokovavy! Faran’ny vilo ny omby Faran’ny omby ny hena Misy farany avokoa ny zava-drehetra, na dia tiana aza ny h... Read More
Kabary mialohan'ny fanapahana ny mofo (gateau) Alpha world 05 h 51 I) Fampahatsiahivana ny tantaran'ny mofo - Fomba Malagasy hatramin’izay fa tsy fomba nentin’ny vahiny akory. - Taloha dia nisy ... Read More
Kabary fanasana Olona hisakafo Alpha world 05 h 22 Miakina amin’ny zava-misy ny teny ambara. Tranga mety hiseho: 1) Efa mipetraka manoloana ny latabatra ny olona. 2) Vita ny fiaraha... Read More
Kabary mandritra ny fidiranan’ny Zatovovavy Alpha world 05 h 10 Mpamoaka Sodisodika railovy, mirimorimo ny andiam-boromanga, manitra vonifanja re tsioka, fa mahatsara vahiny eto (anaran-tanana) anke... Read More
Kabary fangatahana ny hidiran’ny Zatovovavy Alpha world 04 h 55 Mpangataka: Tompokolahy sy tompokovavy - Raha midona hono ny oran’Akaratra - Vaky tsipelika ny anjafy - Raha mipaika ny oram-pitia... Read More
Kabary fisaorana tamin’ny fanomezana Solom-bodiondry Alpha world 04 h 41 Mpamoaka: Tompokolahy sy tompokovavy! Toa an-dRafotsibe nanandrana anana hono ka sady tsy milaza ny tsirony no tsy manambara ny tsatso... Read More
Kabary fanolorana ny Solom-Bodiondry Alpha world 04 h 33 Mpangataka Te hikorana izahay, te hitoto rebika nefa ao ilay fitenenana manao hoe: ny mihinan-kena tsy lasam-bidy hono mihinana amin... Read More