SUJET
I : Géographie – Dissertation
Malgré les difficultés qui frappent
l’agriculture américaine elle reste toujours la meilleure du monde et un atout
de la puissance économique du pays. Justifier ce constant en insistant sur ses
performances, ses caractères et ses problèmes.
SUJET
II : Histoire - Commentaire
La
décolonisation depuis 1945
« La
décolonisation en Asie et en Afrique est un des évènements d’après-guerre.
Différents
facteurs ont poussé les pays colonisateurs à donner l’indépendance à leurs
colonies. Mais la décolonisation de l’Afrique a pris un retard par rapport à
celle de l’Asie, plus encore celle de l’Afrique noir française, elle a passé par des étapes »
Histoire terminales « le
monde de 1945 à nos jour » (Série : documentaire)
A
l’aide des indications suivants et de vos connaissances, commenter ce document:
- Insister
d’abord sur les facteurs favorables à la décolonisation.
- Ensuite,
monter brièvement les étapes de la décolonisation et surtout la décolonisation de
l’Afrique noir française.
LAZA ADINA I: Jeografia - Famoboasan-kevitra
Na eo aza ireo olana minjady amin’ny fambolena amerikana dia mitoetra ho
voalohany eran-tany io sehatra io, ary tombony lehibe ho an’ny tanjaka
ara-toekaren’I Etazonia ihany koa. Hamarino io fahitana ny zava-misy io ka
asongadino amin’izany ny fahombiazany, ny toetrany ary ny olana atrehiny.
LAZA ADINA II:
Tantara - Fanadihadiana tahirin-kevitra
Ny fanafoanana ny maha-zanatany nanomboka tamin’ny
taona 1945
“Ny fanovana ny maha-zanatany tany Azia sy tany Afrika
dia iray amin’ireo zavaniseho taorian’ny Ady. Antony samihafa no nanosika ny
firenena mpanjanaka hanome fahaleovantena an’ireo zanataniny. na izany aza anefa,dia
tratra aoriana ny fanafoanana ny maha-zanatany an’I Afrika raha ampitahaina
amin’ny an’I Azia; indrindra moa fa ny an’I Afrika mainty frantsay izay nandalo dingana maro.
Histoire
terminales « le monde de 1945 à nos jour » (Série :
documentaire)
Amin’ny
alalan’ireto fanamarihana manaraka ireto sy ny fahalalana anananao, hadihadio
io tahiran-kevitra io :
- Tindrio
mafy aloha ny amin’ireo antony nanamora ny fanafoanana ny maha-zanatany
- Hazavao fohifohy avy eo ireo dingana
nolalovana tamin’ny fanafoanana ny maha-zanatany ary indindra ny fanafoanana ny
maha-zanatany an’i Afrika mainty Frantsay.