Niondrika tamin'isa 2 - 4 nanoloana an'i Rosia
tompon-daka maneran-tany ny Beach Soccer (2011, 2013) ny Barea de Madagascar
androany folak'andro (14h 30), ora any an-toerana.
Tsiahivana moa fa any, Praia da Baía, Espinho,
Portugal no anantanterahana an'izao fifaninana maneran-tany ny Beach Soccer,
taona 2015 izao, izay nanomboka ny 09 Jolay lasa teo, ary hifarana ny 19 Jolay
ho avy izao.
Kely ny herijika hiakarana any amin'ny
ampahavalon-dalana raha ho an'i Barea de
Lalao iray izany sisa no atrehan'ny Barea de
Madagascar, ny talata faha 14 ny volana Jolay ho avy izao, izay hifandonany
amin'ny Paraguay.
Raha ny filaharana vonjy maika dia mitarika ry zareo
Rosianina ao amin'ny Vondrona D, izay misy an'i Madagascar. Toy izao
manaraka izao ny filaharan'ny Vondrona D:
GROUPE D
EQUIPES
|
MJ
|
MG
|
MP
|
+/-
|
Pts
|
RUSSIA
|
2
|
2
|
0
|
4
|
6
|
TAHITI
|
1
|
1
|
0
|
1
|
3
|
PARAGUAY
|
1
|
0
|
1
|
-2
|
0
|
MADAGASCAR
|
2
|
0
|
2
|
-3
|
0
|
