Tongasoa eto amin'ity takelaka ity. Ho anao izay te hijery fahita lavitra mivantana dia manasa anao hiditra eo amin'ny channel eo ambany ka hitady izay metimety sy mahafinaritra anao. Misy 361 izy ao, azo isafidianana tsara ary amin'ny sokajy rehetra. Azonao atao ny mitady izay channel tianao ho jerena amin'alalan'ny firenena na ihany koa amin'ny alalan'sokajy.
Ireo lohan-teny Gazety misongadina anio dia afaka jerenao eto amin'ny GAZETY ANIO
Mihaino Radio Don Bosco Madagasikara mivantana eto @ Direct RDB