Ref'injay ahita anao
Satry foana re ry aiko
(...)Saingy indrisy re rahavako
Fa voafatotra ny vavako
Nahoana re no tsy voalazako?
Feno angamba ny fitiavako
Ka oroka mangina ihany
Sisa nilazako izany!
Mpanoratra: Rado
Sokajy: Fitiavana, Tononkalo Malagasy.