Manoloana
ny finiavana hikitika sy hanova ny lalam-panorenana amin'ny alalan'ny fitsapankevim-bahoaka
izay kasain'ny Governemanta Ankehitsiny hatao miaraka amin'ny fifidianana solombavahambhoaka ny 27 Mey 2019 ho avy izao dia nilaza ny heviny ny
antoko Tiako i Madagasikara izay tahirin'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Tsy ekena ny kajikajy politika maloto ary fandikan-dalana ny fikitahana ny lalam-panorenana, indrindra fa raha tsy misy antony mazava toy ny fikatsoan'ny raharaham-pirenena.
Aucun commentaire:
Publier un commentaire