AZA ADINA I
1) Indretro misy lohatenina boky. Lazao ny anaran’ny mpanoratra azy.
Taolambalo
- Fahavaratra - Folihala - Zo - Nadika
tamin’ny alina.
2)
Mintsimbina ny aina ny Malagasy ary mintsimbina ny fitohizan’ny aina.
LAZA ADINAII: FANADIHADIANA
TONONKALO
Izaho
mino ny herin’ny soratra
Izaho mino ny herin’ny soratra
Izay manao « lanitra » ny ety
an-tany
Izaho mino ny herin’ny soratra
Mikatsa-pahafahana mba ho antsika
Nateraky ny ANTSO sy ny AINGAM-PANAHY
Nijaly raha nanapaka ny mpanjana-tany
Nefa tsy maty fa maika nivelatra
Izaho mino ny herin’ny soratra
Mintondra fandriampahalemana izy
Fitoviana sy Zo, firahalahiana
Izaho mino ny herin’ny soratra
Isika mino ny herin’ny soratra
Izay manao “Lanitra” ny ety an-tany
Ratsimaholy
Francinet (ANTISIFAFY Tak 16)
Voaboasy
io tononkalo io.