SUJET I: HISTOIRE - Dissertation
La marche à la guerre froide. Insister sur l’organisation
politique, économique et militaire des deux blocs après la rupture 1947.
SUJET II: GEOGRAPHIE - Commentaire.
SUJET II: GEOGRAPHIE - Commentaire.
En moins d’un demi-siècle le japon est devenu la deuxième
puissance économique mondiale.
Le japon doit cette réussite qui fascine, au dynamisme
d’une population nombreuse, bien formée et consensuelle, à une organisation
efficace de ses structures industrielle et à des stratégies évolutives.
In – L’organisation
de l’espace mondiale collection Magnard 153.
A partir des indications suivantes et de vos
connaissances, essayer de commenter ce texte
- Insister par la place du japon dans l’économie mondiale.
- Expliquer le facteur de la réussite du japon (rôle de
la population et de l’état)
LAZA ADINA I:
TANTARA - Famoaboasan-kevitra.
Ny
firosoana mankany amin’ny ady mangatsiaka. Hazavao amin’izany ireo lamina
ara-politika ara-toekarena, ara-tafika nisy teo amin’ny vondrona roa taorian’ny
fivakisana tamin’ny 1947.
LAZA ADINA II:
JEOGRAFIA - Fanadihadiana tarihin-kevitra
Tsy
ampy dimapolo taona akory, dia I japon no laharana faharoa eran-tany eo amin’ny
tanjaka ara-toekarena. Nampitolagaga ny fivoaranan’ny japon, antony maro no
nahatonga izany, ny fahavitrihan’ny mponina, mpiasa tsara ofana no sady manara-dalàna,
fisian’ny lamina sy ny tetika mahomby ho fampandrosoana hatrany ny indostria
Notsoahina avy
tamin’ny boky - l’organisation de l’espace mondial, collection Magnard, 153.
Miainga avy amin’ny toromarika etsy ambany sy ny fahalalanao
manokana hadihadio ny lahatsoratra ka :
- Lazao ny anjara toeran’I Japon eo amin’ny toe-karena iraisam-pirenena.
- Hazavao ny antoky ny fahombiazan’I Japo (andraikitry ny mponina sy ny fanjakana).