SUJET I
Toute vérité est-elle démontrable ?
SUJET II
« C’est pour avoir une vie confirme à la nature humaine
que l’homme obéit librement aux règles morales »
SUJET III
Faites la analyse ordonnée du texte suivant en vue de
dégager son intérêt philosophique.
« Dire que l’état pouvoir et qu’il est pouvoir de
contraindre, c’est la même chose.
Je ne parle pas d’un Etat méchant, d’un Etat totalitaire
je parle d’Etat de ce qui fait que l’Etat, est Etat, à travers des régimes et
des formes différentes et même posée.
Tout ce que l’Etat ajoute violence
illégitime ne fait qu’aggraver le problème. Il nous suffit que l’Etat
réputé le plus juste, le plus démocratique, le plus libéral, se relève comme la
synthèse de la légitimité et la violence
c’est à dire comme un pouvoir moral d’exiger et un pouvoir physique de
contraindre.
FILOZOFIA
LAZA ADINA I
Azo
porofoina doholo ve ny marina rehetra?
LAZA ADINA II
“Ny
mba hananany fiainana mifanaraka amin’ny toetra voajanahary maha olona no ankatoavin’ny olona an-kalalahana ny
fitsipika ara moraly”
Ahoana
no fahazoanao io fanambaran’I Livenas
io?
LAZA ADINA III
Fakafakao
amin’ny fomba mirindra ity ampahan-dahasoratra ity ary asongadino
amin’izany ny lanjany ara-pilozofia.
“Mitovy
ihany ny filazana fa fahefana ny fanjakana
sy ny fahefana mangeja izy.
Tsy
Fanjakana, masiaka, fanjakana manao jadona no resahina eto, fa ny fanjakana
amin’ny maha fanjakana ny fanjakana, amin’ny alalan’ireo
fitondram-panjakana sy ny endri-pitantanana
samy hafa na mifanohitra mihitsy aza.manampy trotraka ny olana fontsiny ihany
izay mety ho fampiasan-kery tsy ara-drariny anampin’ny fanjakana izany. Ampy
hampiharihary aminstika ny fivoaran’ny ara-drariny sy ny fangejana ny fanjakana
malaza ho pandala ny ara-drariny indridra, ho mpandala ny demokrasia indrindra, ho mpandala ny fahalalana indrindra,
izay hoe,toy ny fahefana ara-moraly mitaky sy ny fahefana fizika manery.