Kabary Famangiana Manjo Emy Team 17 h 17 Mpamangy: Akory avy izato ianareo, tompoko. Vangiana: Indreto eto ihany izahay, tompoko. Mpamangy: Avy mamangy amin’ny fahoriana, tom... Read More
Ny hevitr'ireo Ray aman-dreny manoloana ny resaka "firaisana ara-nofo sy ny tanora" Alpha world 04 h 12 Manomboka sahirana ny Ray aman-dreny sy ny mpanabe amin'ny firesahana momba ny firaisana ara-nofo na ny fananahana amin'ny ankizy. ... Read More
Le « SAVATSE » - La circoncision dans le Sud-Ouest de Madagascar Alpha world 23 h 56 La circoncision , en Malgache : « FAMORANA » ou « DIDIM-POITRA » , est fait partie des traditions culturelles existantes ... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana samihafa tokony ho hay ao amin’ny kilasy famaranana Alpha world 03 h 29 “Hazo tokana tsy mba ala” “Ny olombelona fandrin-drano, tsy misy avo sy iva” “Ny tsihy no fola-mandefitra fa ny olombelona tsy fola-man... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny marina, ny rariny, ary ny hitsiny Alpha world 03 h 26 Ny marina “Ny marina tsy mba maty” “Fisaka ny fo, malama ny marina” “Ny marina toy ny afo, raha kobosina mandoro” “Teny zato, kabar... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny Aina sy ny Fanahy Alpha world 03 h 21Ny Aina “Lahy tokana ny Aina” “Tehin-kiho am-piakarana, tsy haingo fa tohan’aina” “Mamy ny aina” “Tsy tsinay tsy mba vatsy, ny kibo ... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny lahatra, tendry, anjara, ary vintana Alpha world 03 h 05 Ny anjara sy ny vintana “Misao-bady tanora ka manome zara ho an’ny sasany” “Bingo manao matso ka misalovana ny anjaran’ny sasany” “Ma... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny Tsiny sy ny Tody Alpha world 02 h 56 “Raha todim-paty aza manody fa ny todim-pitia manodiava” “Todin-karena harena, todim-pitia fitia, todin’aina aina” “Ny tsiny mbola azo... Read More
Ohabolana sy Oha-pitenenana mikasika ny Rariny Alpha world 20 h 50 Ohabolana: « Fisaka ny rariny ka saro-tadiavina » “Ny rariny tsy enti-mandafitra” “Ny fo tezitra tsy ananan-drariny” “Ny heloka ... Read More
Ohabolana sy oha-pitenenana mikasika ny Hitsiny Alpha world 20 h 41 - Ratrema WILLIAME, riba sy lohahevitra, tak 75: “ Ny mpitondra fanjakana no mamaritra amin’ny alalan’ny didy aman-dalàna (….) ny atao... Read More